Deotoronomia 1:22 MG1865

22 Dia nanatona ahy ianareo rehetra ka nanao hoe: Aoka haniraka olona hialoha isika, mba hisafo ny tany ho antsika izy ka hitondra teny amintsika hilaza ny lalana izay halehantsika sy ny tanàna izay hiakarantsika.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:22 amin'ny teny manodidina.