Deotoronomia 1:3 MG1865

3 Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahiraika ambin'ny folo tamin'ny taona fahefa-polo dia niteny tamin'ny Zanak'Isiraely Mosesy, araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah azy holazainy aminy,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:3 amin'ny teny manodidina.