Deotoronomia 1:4 MG1865

4 rehefa namono an'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy Oga, mpanjakan'i Basana, ilay nonina tao Astarta tany Edrehy, izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:4 amin'ny teny manodidina.