Deotoronomia 1:42 MG1865

42 Dia hoy Jehovah tamiko: Lazao aminy hoe: Aza miakatra ianareo, ary aza miady, fa tsy eo aminareo Aho; fandrao ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:42 amin'ny teny manodidina.