43 Dia niteny taminareo aho, nefa tsy nihaino ianareo; ary nandà ny tenin'i Jehovah ianareo, dia nanao sahisahy ka niakatra tany an-tendrombohitra ihany.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1
Jereo Deotoronomia 1:43 amin'ny teny manodidina.