Deotoronomia 1:44 MG1865

44 Dia nivoaka hiady aminareo ny Amorita, izay nonina tamin'izany tendrombohitra izany, ka nanenjika anareo tahaka ny fanenjiky ny reni-tantely, dia nandringana anareo tany Seira ka hatrany Horma.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:44 amin'ny teny manodidina.