Deotoronomia 1:45 MG1865

45 Dia niverina ianareo ka nitomany teo anatrehan'i Jehovah; nefa tsy nihaino ny feonareo Jehovah, na nanongilana ny sofiny taminareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:45 amin'ny teny manodidina.