11 Dia hoy Jehovah tamiko: Miaingà, mandehana eo alohan'ny olona, hidirany sy handovany ny tany, izay nianianako tamin'ny razany homena azy.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10
Jereo Deotoronomia 10:11 amin'ny teny manodidina.