Deotoronomia 10:12 MG1865

12 Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain'i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin'ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:12 amin'ny teny manodidina.