Deotoronomia 10:3 MG1865

3 Dia nanao fiara tamin'ny hazo akasia aho ka nanamboatra vato fisaka roa tahaka ny teo, dia niakatra tao an-tendrombohitra aho ka nitondra ny vato fisaka roa teny an-tanako.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:3 amin'ny teny manodidina.