Deotoronomia 10:4 MG1865

4 Dia nasiany soratra tahaka ny teo ihany ny vato fisaka, dia ny Didy Folo Izay nolazain'i Jehovah taminareo tao an-tendrombohitra tao amin'ny afo tamin'ny andro nivoriana; dia nomen'i Jehovah ahy ireny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:4 amin'ny teny manodidina.