Deotoronomia 11:16 MG1865

16 Kanefa mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaka ny fonareo, ka hivily hanompo andriamani-kafa sy hiankohoka eo anatrehany ianareo;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:16 amin'ny teny manodidina.