Deotoronomia 11:17 MG1865

17 ary dia hirehitra aminareo ny fahatezeran'i Jehovah, dia hanampina ny lanitra Izy, ka tsy hisy ranonorana, ary tsy hahavokatra ny tany; dia ho lany ringana faingana ianareo tsy ho eo amin'ny tany soa izay omen'i Jehovah anareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:17 amin'ny teny manodidina.