Deotoronomia 11:18 MG1865

18 Koa alatsaho ao amin'ny fonareo sy ao amin'ny fanahinareo izao teniko izao, ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananareo izy, ka aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinareo;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:18 amin'ny teny manodidina.