Deotoronomia 11:21 MG1865

21 mba ho maro ny andronareo sy ny andron'ny taranakareo eo amin'ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanareo homena azy, toy ny faharetan'ny lanitra ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:21 amin'ny teny manodidina.