Deotoronomia 11:22 MG1865

22 Fa raha hitandrina tsara izao lalàna rehetra izao izay andidiako anareo ianareo ka manaraka azy ary ho tia an'i Jehovah Andriamanitrareo sy handeha eo amin'ny lalany rehetra sy hifikitra aminy,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:22 amin'ny teny manodidina.