Deotoronomia 11:28 MG1865

28 ary ozona kosa, raha tsy hohenoinareo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo, fa hivily hiala amin'ny lalana izay andidiako anareo anio mba haleha ianareo ka hanaraka andriamani-kafa izay tsy fantatrareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:28 amin'ny teny manodidina.