Deotoronomia 11:29 MG1865

29 Ary rehefa entin'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tafiditra any amin'ny tany izay alehanao holovana, dia ny fitahiana no hotononinao eo an-tendrombohitra Gerizinia, ary ny fanozonana kosa eo an-tendrombohitra Ebala.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:29 amin'ny teny manodidina.