Deotoronomia 11:30 MG1865

30 Tsy any an-dafin'i Jordana va izy roa, any ankoatry ny lalana andrefana, amin'ny tanin'ny Kananita, izay monina eo amin'ny tani-hay tandrifin'i Gilgaly, eo anilan'ny hazo terebintan'i More?

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:30 amin'ny teny manodidina.