Deotoronomia 14:1 MG1865

1 Zanak'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, koa aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny eo ambonin'ny handrinareo noho ny amin'ny maty.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 14

Jereo Deotoronomia 14:1 amin'ny teny manodidina.