Deotoronomia 15:10 MG1865

10 Omeo tokoa izy, ary aoka tsy halahelo ny fonao raha manome azy, satria izany zavatra izany no hitahian'i Jehovah Andriamanitrao anao amin'ny asanao rehetra sy amin'izay rehetra ataon'ny tananao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 15

Jereo Deotoronomia 15:10 amin'ny teny manodidina.