11 Fa ny tany tsy ilaozan'olo-malahelo, koa izany no andidiako anao hoe: Sokafy tsara amin'ny rahalahinao ny tananao, dia amin'ny malahelo sy ny mahantra eo amin'ny taninao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 15
Jereo Deotoronomia 15:11 amin'ny teny manodidina.