6 Fa Jehovah Andriamanitrao hitahy anao araka izay nolazainy taminao; ary hampisambotra ny firenena maro ianao, fa ianao kosa tsy hisambotra; ary hanapaka firenena maro ianao, fa izy kosa tsy mba hanapaka anao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 15
Jereo Deotoronomia 15:6 amin'ny teny manodidina.