Deotoronomia 15:7 MG1865

7 Raha misy malahelo ny rahalahinao ao an-tanànanao anankiray amin'ny taninao izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza manamafy ny fonao, na manakombona ny tananao, amin'ny rahalahinao malahelo;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 15

Jereo Deotoronomia 15:7 amin'ny teny manodidina.