Deotoronomia 16:18 MG1865

18 Mifidiana mpitsara sy mpifehy ho anao ao an-tanànanao rehetra, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, araka ny firenenao; dia hitsara ny olona amin'ny fitsarana marina ireo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:18 amin'ny teny manodidina.