Deotoronomia 16:19 MG1865

19 Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan'olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny hendry ary mamadika ny tenin'ny marina.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:19 amin'ny teny manodidina.