Deotoronomia 16:3 MG1865

3 Aza ny mofo misy masirasira no haninao aminy; hafitoana no hihinananao mofo tsy misy masirasira, dia mofom-pahoriana, fa tampoka no nivoahanao avy tany amin'ny tany Egypta, mba hotsarovanao amin'ny andro rehetra hiainanao ny andro izay nivoahanao avy tany amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:3 amin'ny teny manodidina.