Deotoronomia 16:4 MG1865

4 Ary aoka tsy hisy masirasira eo aminao ao anatin'ny fari-taninao rehetra hafitoana; ary aoka tsy hisy hitoetra miloaka alina ny henan'ny fanatitra izay novonoinao tamin'ny harivan'ny andro voalohany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:4 amin'ny teny manodidina.