Deotoronomia 16:6 MG1865

6 fa eo amin'ny fitoerana izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka izay nivoahanao avy tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:6 amin'ny teny manodidina.