Deotoronomia 16:7 MG1865

7 Ary atsatsiho amin'ny afo izy, ka hano eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao; ary miverena nony maraina, ka modia any amin'ny lainao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:7 amin'ny teny manodidina.