11 Araka ny lalàna izay hatorony anao sy araka ny fitsarana izay holazainy aminao no hataonao; aza mivily miala amin'ny teny izay hambarany aminao, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17
Jereo Deotoronomia 17:11 amin'ny teny manodidina.