Deotoronomia 17:12 MG1865

12 Fa ny olona izay miavonavona ka tsy mihaino ny mpisorona izay mitsangana hanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao, na ny mpitsara, dia aoka ho faty izany olona izany; ka dia hofongoranao tsy ho eo amin'ny Isiraely ny fanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17

Jereo Deotoronomia 17:12 amin'ny teny manodidina.