14 Rehefa tonga any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao ianao ka mandova azy sy monina eo ary manao hoe: Hanangana mpanjaka ho ahy aho, mba ho tahaka ny firenena rehetra izay manodidina ahy,
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17
Jereo Deotoronomia 17:14 amin'ny teny manodidina.