Deotoronomia 17:15 MG1865

15 dia izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao ihany no hatsanganao ho mpanjakanao: anankiray amin'ny rahalahinao no hatsanganao ho mpanjakanao, fa tsy mahazo mifidy olona hafa firenena izay tsy avy amin'ny rahalahinao ianao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17

Jereo Deotoronomia 17:15 amin'ny teny manodidina.