18 Ary rehefa mipetraka eo ambonin'ny sezam-panjakany izy, dia aoka hadikany ho azy amin'ny boky izao lalàna izao ka hataony araka ilay tehirizin'ireo Levita mpisorona.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17
Jereo Deotoronomia 17:18 amin'ny teny manodidina.