19 Ary ho ao aminy izany ka hovakiny amin'ny andro rehetra hiainany, mba hianarany hatahotra an'i Jehovah Andriamaniny ka hitandrina ny teny rehetra amin'izao lalàna izao sy ireto didy ireto hankatoavany azy,
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17
Jereo Deotoronomia 17:19 amin'ny teny manodidina.