Deotoronomia 17:20 MG1865

20 mba tsy hiavonavonan'ny fony amin'ny rahalahiny, ary mba tsy hiviliany hiala amin'ny lalàna, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia, mba ho maro andro amin'ny fanjakany eo amin'ny Isiraely; izy sy ny taranany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17

Jereo Deotoronomia 17:20 amin'ny teny manodidina.