Deotoronomia 18:1 MG1865

1 Ny Levita mpisorona, dia ny firenen'i Levy rehetra, tsy mba hanana anjara na lova eo amin'ny Isiraely; ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah sy ny anjaran'i Jehovah no ho fihinany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:1 amin'ny teny manodidina.