Deotoronomia 18:10 MG1865

10 Aoka tsy hisy eo aminao izay mampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo, na mpanao fankatovana, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpanana ody,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:10 amin'ny teny manodidina.