Deotoronomia 2:36 MG1865

36 Hatrany Aroera, izay eo amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, dia hatramin'ny tanàna izay ao an-dohasaha ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy afatsika; fa izy rehetra dia natolotr'i Jehovah Andriamanitsika teo anoloantsika.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:36 amin'ny teny manodidina.