Deotoronomia 2:37 MG1865

37 Kanefa ny tanin'ny taranak'i Amona no tsy nakekenareo, dia ny tany amoron'ny lohasahan-driaka Jaboka, sy ny tanàna ao amin'ny tany havoana, ary izay rehetra nandraran'i Jehovah Andriamanitsika antsika.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:37 amin'ny teny manodidina.