Deotoronomia 2:8 MG1865

8 Ary raha nandalo ny taranak'i Esao rahalahintsika izay monina any Seira isika ary niala tamin'ny lalana amin'ny tani-hay sy tao Elata ary Ezion-gebera, dia nivily isika ka nandeha tamin'ny lalana mankany amin'ny efitr'i Moaba.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:8 amin'ny teny manodidina.