9 Dia hoy Jehovah tamiko: Aza mandrafy ny Moabita, na mila ady aminy, fa tsy hanomezako ho lovanao ny taniny, satria Ara dia nomeko ho lovan'ny taranak'i Lota.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2
Jereo Deotoronomia 2:9 amin'ny teny manodidina.