Deotoronomia 20:17 MG1865

17 Fa aringano tokoa ireo, dia ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20

Jereo Deotoronomia 20:17 amin'ny teny manodidina.