Deotoronomia 20:18 MG1865

18 mba tsy hampianarany anareo hanao araka ny fahavetavetany rehetra izay nataony tamin'ireo andriamaniny, ka tsy hanotanareo amin'i Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20

Jereo Deotoronomia 20:18 amin'ny teny manodidina.