Deotoronomia 20:19 MG1865

19 Raha hataonao fahirano ela ny tanàna izay tafihinao halaina, dia aza simbana kapaina amin'ny famaky ny hazo eo; fa hisy hohaninao amin'ireo, koa aza kapaina, fa olona va ny hazo any an-tsaha, no hataonao fahirano?

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20

Jereo Deotoronomia 20:19 amin'ny teny manodidina.