Deotoronomia 20:20 MG1865

20 Kanefa ny hazo izay fantatrao fa tsy fihinam-boa dia kapao ihany, ka ataovy manda hamelezana ny tanàna izay miady aminao mandra-paharesiny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20

Jereo Deotoronomia 20:20 amin'ny teny manodidina.