Deotoronomia 21:1 MG1865

1 Raha tahìny misy maty novonoin'olona hita miampatra any an-tsaha amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao holovana, ary tsy fantatra izay nahafaty azy,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:1 amin'ny teny manodidina.