Deotoronomia 20:5 MG1865

5 Dia hiteny amin'ny olona ireo mpifehy azy ka hanao hoe: Iza no olona izay efa nanao trano vaovao, nefa tsy mbola nitokanany? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hitokana ny tranony.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20

Jereo Deotoronomia 20:5 amin'ny teny manodidina.