Deotoronomia 20:6 MG1865

6 Ary iza no olona izay efa nanao tanim-boaloboka, nefa tsy mbola nihinana ny vokatra? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hihinana ny vokatra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20

Jereo Deotoronomia 20:6 amin'ny teny manodidina.